|
|
|
|

Teny iditra1 makadiribe
Singan-teny  2makadiry, 3be
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Be vatana, vaventy: Bibilava makadiribe.
6Ngezabe, goaibe.
7Lehibe, malalaka: Hataoko inona itỳ akanjo makadiribe itỳ?. [1.1]
Ohatra  8 ireto trano vato sy trano biriky tany sy biriky tanimanga makadiribe manerana ny tanàna ankehitriny dia tsy hita teto tamin' izany. [2.649#]
Tovy hevitra  9makadiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12