|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maka ba |
| Singan-teny | 2maka, 3ba |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5manao fiomanana (avy amin' ilay fomban' ny mpitarika hira izay mively ba araka ny ban-kira roa na telo na efatra, indray mandeha alohan' ny hanombohana hira).
[1.1] |
| Voambolana | 6 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | 7 ambaka, ambàka, 8 maka ba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|