|
|
|
|

Teny iditra1 maka afo
Singan-teny  2maka, 3afo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5tsy manana afo ka mandeha any an-tranon' olona maka vainafo mba hampirehetana afo any an-tranon' ny tena. [1.1]

Fivaditsoratra  6 famaoka, 7 famoaka, 8 mafoaka, 9 maka afo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12