|
|
|
|

Teny iditra1 maim-bohon-dravina
Singan-teny  2may, 3voho, 4ravina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ny fotoana vao maraina, alohan' ny vaky masoandro, izay efa misy hafanana kely mahamaina ny vohon' ny ravina vao nisy ranonando. [1.1]
Voambolana  7 Fotoana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02