|
|
|
|

Teny iditra1 mahitsizoro
Singan-teny  2mahitsy, 3zoro
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Velarana misy lafy efatra sy zoro mahitsy efatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6rectangle. [1.13]
Ohatra  7 Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#]
Voambolana  8 Matematika: rafitsary

Fivaditsoratra  9 mahitsizoro, 10 zoro mahitsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11