|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahia miarana |
| Singan-teny | 2mahia, 3miarana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza olona manaram-po amin' ny zavatra tiany nefa tsy mahazo nofo fa mahia lava ihany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|