|
|
|
|

Teny iditra1 mahatsangy no ary
Singan-teny  2mahatsangy, 3no, 4ary
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6Enti-milaza ny zanaka izay tsy miankina amin' ny ray aman-dreniny intsony no sady mahavelo-maso ny voninahitr' izy ireo koa. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11