|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahasoa
Fototeny  2soa
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara.
5Ahazoana vokatra, tombony: Mahasoa ny vakiteny.
6Mahatsara tarehy: Mahasoa ny fonenana ny voninkazo ka mambole betsaka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7useful, beneficial.
8to do good. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9utile.
10faire du bien. [1.8]
Ohatra  11 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17 Mahasoa
Singan-teny  18maha~, 19soa
Sokajin-teny  20 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  21 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  22 asamaho, 23 mahaosa, 24 mahasoa, Mahasoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03