|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mahasasatra |
| Fototeny | 2sasatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny frantsay |
4qui fatigue ou peut fatiguer..
[1.3] |
| Ohatra |
5 Raha zavatra hahasoa anao anie, anaka, tsy mba mahasasatra ahy
[2.324#]
6 Ary fahaizan-javatra, amy n'izay zavatra toko hatao, tsy dia ny asa mandoto, na mahasasatra loatra [2.59#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|