|
|
|
|

Teny iditra1 maha-olona
Singan-teny  2maha~, 3olona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona. [1.1]
6fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7personnalité. [1.13]
Voambolana  8 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11