|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mahampy |
| Fototeny | 2ampy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4augmenter, aider ou pouvoir le faire, suffire.
[1.3#32] |
| Ohatra |
5 Tsy mahampy ny karamanao aho (Je ne puis augmenter votre salaire)
[1.3#32]
6 Tsy mpy ahy io vary io (Ce riz n'est pas suffisant pour moi) [1.3#32] 7 Tsy mahampy anao amin' izany raharaha izany aho (Je ne puis vous aider dans cette affaire) [1.3#32] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mahampy |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13(du préfixe maha et ampy : dans le sens de riche, bien pourvu donc « qui peut rendre riche »).
14On en emploie les tiges pour faire des ouvrages de sparterie. 15Lepironia mucronata Pers. 16(Cyperaceae).. [Tankarana] [1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 mahampy, 20 mampahy, 21 mampiha~, 22 mpamahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|