|
|
|
|

Teny iditra1 mahamety
Fototeny  2mety
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to make suitable, to make fit. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5rendre convenable : rendre juste. [1.8]
Ohatra  6 Tsy hitako izay tsy mahamety izany! [2.285#]
7 Tianareo ve ny hafindra toerana raha misy mahamety izany? [2.356#]
8 Nanatona ahy izy ireo nila hevitra tamiko ny amin' izay mahamety. [2.643#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mahamety, 14 mihamate

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02