|
|
|
|

Teny iditra1 mahafadiranovana
Fototeny  2fadiranovana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Ohatra  4 Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. [2.4]
5 Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. [2.499]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29