|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mahabe
Sokajin-teny  2 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3Mahatonga ho betsaka: Mahabe moka ny kirihitra manodidina ny trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4to make large, to multiply, to make great; in speaking of the place where one grew up the past tense of this verb is used: Ny tany nahabe ahy, the place where I grew up; lit.
5which made me to be grown up.. [1.2]
6to make abundant; to bring a child up to maturity. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rendre grand; rendre nombreux; élever un enfant à maturité. [1.8]
Ohatra  8 Nofeperan' ny tany tsy hamangy azy matetika izahay fa mahabe alahelo azy hono: [2.470]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 Mahabe
Singan-teny  16maha~, 17be
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  20 Mahabe, mahabe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03