|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maha-olona |
| Singan-teny | 2maha~, 3olona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Manome toetran'olona: Ny fanahy no maha-olona.
[1.1] 6fitambaran'ny toetra sy ny fihetsika ary ny hevitra izay mamaritra ny maha-izy ny olona iray araka ny sehatra misy azy. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7personnalité.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Filôzôfia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|