|
|
|
|

Teny iditra1 marihitra
Fototeny  2rihitra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Sady matevina no maditidity: Ampio tany ihany ity rano ity harihitra tsara. [1.1]
5matevintevina kokoa noho ny ranoka tsotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6concentré, vaseux. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10haro marihitra

Fivaditsoratra  11 mahiratry, 12 marihitra, 13 miharatry, 14 miharitra, 15 mihiratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08