|
|
|
|

Teny iditra1 madisadisa
Fototeny  2disadisa
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy tsara fa toa sorisorena be ihany: Tsy marary aho akory fa madisadisa noho ny hafanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5tossing, restless, sleepless, weary. [1.2]
6restless, sleepless, weary. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7brisé, harassé, sans sommeil, sans repos, inquiet. [1.3]
8inquiet, harassé. [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12