|
|
|
|

Teny iditra1 disadisa
Fototeny  2disa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Harisarisa, zava-manahirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5tired of waiting, tired of lying down, etc.. [1.2]
6that which fatigues or annoys. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7ce qui embête ou harasse. [1.8]
Ohatra  8 ny efa hasarotan' ny fiainany rahateo, ny tsi-fisian' ny ilaina sy ny tsi-fahampian-kanina, ny disadisa sy fitomboam-pahasahiranana noho ny ataon' ny Vazaha, eo indray koa ity fampohiriana vaovao azy, ity fanerena bontolo azy hiasa. [2.472]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12 dasidasy, 13 disadisa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19