|
|
|
|

Teny iditra1 madiodio
Fototeny  2diodio
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Ohatra  4 Raha tsy madiodio hianao, anaka, hoy izy tamin-dRazaimalala, ahitanay loza! [2.324]
5 Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472]
Kamban-teny rehetra  6afaka madiodio
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02