|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 madilo ny sofina |
| Singan-teny | 2madilo, 3sofina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5efa marenina ny sofiko (noho ny fandrenesana ilay zavatra lazaina imbetsaka loatra).
[1.1] |
| Ohatra |
6 madilo ny sofina amin' ny resaky ny olona momba ny fitondrantenanao
[1.1]
7 madilo ny sofiko (J'en suis assourdi) [1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|