|
|
|
|

Teny iditra1 madera
Fototeny  2dera
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ilazana zavatra manaitra ny maso amin' ny loko marevaka ananany na ny toerana avo misy azy: Madera erỳ izany akanjonao izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5conspicuous, prominent. [1.2]
6prominent, showy. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7éminent, bien en vue, remarquable. [1.3]
8bien visible, agréable à voir, bien en vue. [1.8]
Ohatra  9 Nifangaro teny ny ranombalahy antitra, asan-tamotamo, jaky mena, volon-daoranjy madera, fo mivaivay. [2.499]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02