|
|
|
|

Teny iditra1 longy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy.
4Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody toy ny kitsangana na ny kifolona. [1.1]
Mpanahaka  5 antsetra, 6 katsomanta
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 lingo, 9 longy, 10 ngilo, 11 ngoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02