|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 katsomanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Betsimisaraka] Tehina lava be marani-doha atao solon-defona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [Tankarana] pieu pointu, lance. (jàndrana).
[1.19] |
| Teny iditra (2/3) | 5 katsomanta |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 katsomanta |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 [Merina+Sihanaka] (le sens général de ce mot est pointu, acéré). Kaliphora madagascariensis Hook. f. (Montiniaceae). Arbuste à écorces utilisées comme purgatif. Encore appelé kipantsizona, kipantsongona, etc.
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | katsomanta, 13 tsakomanta |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|