|
|
|
|

Teny iditra1 lolompaty
Singan-teny  2lolo, 3faty
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazana lolo lehibebe izay maintimainty manopy mena ary misy pentna boribory lehibe mangamanga eo amin' ny ilany ambony toy ny maso roa makadiry, ka izany no nahatonga ny anarany koa hoe kakabemaso. [1.1]
Voambolana  6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  7kakabemaso

Fivaditsoratra  8 lalompito, 9 lolompaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12