|
|
|
|

Teny iditra1 kakabemaso
Singan-teny  2kaka, 3be, 4maso
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa.
7Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory.
8(Misy milaza koa hoe Kakabenify). [1.1]
Ohatra  9 Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy. [1.335#]
Voambolana  10 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  11kakabenify, lolompaty

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12