|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 loky
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Toran' ny hehy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4qui se pâme de rire. [1.3]
Ohatra  5 Hoy izy loky. [2.471]
6 hoy Ramatoa Razafy, sady loky izy. [2.499]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  10lonky
Tovy hevitra  11lokiloky
Kamban-teny rehetra  12lokin' ny hehy

Teny iditra (2/2)13 Loky
Sokajin-teny  14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  15petit fleuve de la province de Diégo-Suarez, qui pend sa source dans la montagne Betsofa (1.178 m) ...
16Il reçoit sur la rive gauche l'Andrevo. [1.11]
Voambolana  17 Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  18 kilo, 19 koly, 20 loky, Loky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05