|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 loha vaniana |
| Singan-teny | 2loha, 3vaniana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana
[2.424#]
|
| Voambolana | 7 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|