|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohatraoka |
| Singan-teny | 2loha, 3traoka |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka.
[1.1] 6faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7larynx.
[1.13] |
| Voambolana | 8 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|