|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohamalemy |
| Singan-teny | 2loha, 3malemy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Ray faritra mihonankonana eo ampovoamboan' ny lohan' ny zaza, eo anelanelan' ny taolana amin' ny karandohany, izay mihafeno sy mihamafy tsikelikely araka ny fitomboan' ny taonany ka tsy hita intsony mihitsy aza rehefa lehibe izy fa mifangaro amin' ny taolandoha.
[1.1] 6faritry ny lohan-jaza tsy mikatona ny taolana. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7fontanelle.
[1.13] |
| Ohatra |
8 Ny lohamalemy dia ilay faritra malemy eo an-tampon-dohan'ny zaza vao teraka.
[2.424#]
|
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Tovy hevitra | 10hevo |
| Fivaditsoratra | 11 lohamalemy, 12 malemiloha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|