|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohahevitra |
| Singan-teny | 2loha, 3hevitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny ventin-teny halahatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a point in discussion.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7l'essentiel de la discussion, le thème.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra.
[1.368#]
9 Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#] 10 Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|