|
|
|
|

Teny iditra1 loa-jafy
Singan-teny  2loaka, 3zafy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny olona vao nahazo ny voalohan-jafikeliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6who has a grandchild (grandchildren). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Qui a un petit-fils ou une petite-fille, devenu grand-père ou grand-mère. [1.3]
8qui a un petit-fils ou une petite-fille (petits-enfants). [1.8]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12