|
|
|
|

Teny iditra1 levenam-bola
Singan-teny  2levenana, 3vola
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5vola notehirizin' ny olona taloha, izay nataony tao anaty vilany tany anaty tany.
6Soa natao izay tokony handraisam-baliny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7(lit.
8buried money), advantages accrued due to past good deeds. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9économies; avantages dûs aux bonnes action dans le passé. [1.8]
Voambolana  10 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02