|
|
|
|

Teny iditra1 lerana
Fototeny  2letra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako.
5Hanina betsaka mova tsy isesefana: Lero daholo io vary io fa izaho tsy hikasika na eran' ny vavako aza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dans quoi on enfonce, on introduit avec force. [1.3#402]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  12 lañare, 13 lerana, 14 renala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19