|
|
|
|

Teny iditra1 lehitsy
Sokajin-teny  2 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3ise, ialahy: Ialahy lehitsy mba mandehana. [1.1]
Ohatra  4 Aza mody adala lehitsy a! [2.4]
5 Fomba fiteny, lehitsy, izany fa aza be fanontaniana a! [2.643]
Tsipelina hafa  6letsy
Tsanganana sy sary iray takila  7 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12