|
|
|
|

Teny iditra1 lehiretsy
Singan-teny  2ilay, 3retsy
Sokajin-teny  4 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Mitovy ary avy amin' ny ilay retsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6ceux-là. [1.5]
Ohatra  7 Nahoana lehiretsy no dia mamono olona ianareo? [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  8 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12