|
|
|
|

Teny iditra1 lavenon-taolana
Singan-teny  2lavenona, 3taolana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5arina azo avy amin'ny fandorana taolana ao anatin'ny goro tsy azon'ny rivotra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6noir-animal, noir d'ivoire. [1.3]
7noir-animal. [1.13]
8le noir animal de préparation locale.. [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12