|
|
|
|

Teny iditra1 lava-piringa
Singan-teny  2lavaka, 3firinga
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6cabinet d'aisances. [1.13]
Ohatra  7 Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#]
Tovy hevitra  8gabone, kivohy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12