|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 firinga
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fivalanana, tay, diky.
4Garaba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a dunghill, a heap of rubbish.
6Foringa is used in the provinces.
7Used often in personal names, as Rafiringa, Rainifiringa.. [1.2]
8garbage. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9rebut, ordures. [1.8]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)12 firinga
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny malagasy  14kisolosolo. [Taimoro] [1.78]
15kisolasola amin'ny havoana. [Taisaka] [1.78]
16tsy marin-toerana, mitongilana. [Bara] [1.78]
17fidinana (lalana); kisolosolo: Osy miteraka am-piringa ka tsy iengana ny raha fanao (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy avela ny zava-panao). [Tanala] [1.78]
18tany misolampy. [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  19pente d'un chemin, d'une colline. [Taisaka] [1.82]

Teny iditra (3/3)20 firinga
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny malagasy  22lelo. [Bezanozano] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02