|
|
|
|

Teny iditra1 latsa-drakitra
Singan-teny  2latsaka, 3rakitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny vola alatsaka ao anaty rakitra na arotsaka amin' ny rakitra any am-piangonana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6giving money by putting it into a plate, etc., at a collection. [1.2]
Ohatra  7 Ary novan-dRainibao mpitandrina ny fanao amy ny latsadrakitra. [2.59#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12