|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lasary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish. [1.2]
5an appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment. [1.8]
7(du créole réunionnais : « les achards »).
8Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais.. [1.196]
Ohatra  9 Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
10 Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Voambolana  11 Toe-karena: hanina

Teny iditra (2/2)12 lasary
Sokajin-teny  13 anarana
Fanazavàna teny anglisy  14the name of a saw. [1.2]
Ohatra  15 Sahirankirana ery manampy ny variko, manome laoka ahy, manontany sao mbola mila lasary na ro aho. [2.4]
16 Viky vadin-dRakoto no nisahirana nanamboatra ny sakafo farany hanaovako veloma an' i Madagasikara, dia vary manitra nilaofana henomby ritra sy felimangidin' i Mahajanga ary lasary. [2.356]
Voambolana  17 Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  18 lasary, 19 salary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12