|
|
|
|

Teny iditra1 lasam-borona
Singan-teny  2lasa, 3vorona
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary. [1.1]
Tovy hevitra  6lasam-binany
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02