|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  dila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa: Dila ny amin' ny efatra, tsy hitanao eto intsony aho [1.1]
4 [Antambahoaka] nidify [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 [Provincial] not caught, imperfectly heard: dila ny sofiko: I have not heard well ~ dila vava aho: I was wrong in what I said ~ dila lalana: got into the wrong way ~ dila anaka: not having found one's child [1.2]

Teny iditra (2/2)6  dila
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 [Bara] ampombo [1.78]
Voambolana  9  Haizavamaniry: ahitra
Tovy hevitra  10 lila

Fivaditsoratra  11 Adlì, dila, 12 lady, 13 Lidà, 14 Lyda

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04