|
|
|
|

Teny iditra1 lany atody
Singan-teny  2lany, 3atody
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny akoho na vorona efa nanatody betsaka ka nitsahatra tsy nanana atody intsony (Ireo lany harena tsy mahazo vola intsony). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12