|
|
|
|
Teny iditra
1
langoina
Fototeny
2
lan
go
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Tambatambazana, drokidrokina.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
langoina
, langoiko, langoinao, langoiny, langointsika, langoinay, langoinareo, langoin', langoin-, langoim-, langoi-
6
Ny lasa :
nolangoina, nolangoiko, nolangoinao, nolangoiny, nolangointsika, nolangoinay, nolangoinareo, nolangoin', nolangoin-, nolangoim-, nolangoi-
7
Ny hoavy :
holangoina, holangoiko, holangoinao, holangoiny, holangointsika, holangoinay, holangoinareo, holangoin', holangoin-, holangoim-, holangoi-
8
Filaza mandidy :
langoy
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12