|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 lango
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina.
4Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  13Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)15 lango
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Vary vao. [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson.
19Elles sont appelées en Imerina : songom-bary.. [Betsileo] [1.196]

Teny iditra (3/3)20 lango
Sokajin-teny  21 anarana
Fanazavàna teny frantsay  22Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux.
23Par exemple langom-bary, langon-katsaka, langom-boanemba :. [Merina] [1.196]
Voambolana  24 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  26 lango, 27 ngola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02