|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 langilangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tehina makadiry.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a heavy stick, a cudgel, a staff, a club, a truncheon.
[1.2] 5a staff, a cudgel. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6bâton.
[1.4.fr#76] 7gourdin. [1.8] |
| Ohatra |
8 ny langilangy maivana tahaka ny zozoro;
[2.588#]
9 Misy 30 - 50 lahy izy mitondra langilangy sy vato. [1.437#] 10 Indrisy ny nanjo azy telo mianaka nahita an'Ilaimanga niampatra: matin'ny langilangy. [2.324#] |
| Mpanahaka | 11 kibay, 12 tabaka |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 ilangilang, 15 langilangy, 16 ngalingaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|