|
|
|
|

Teny iditra1 lamina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanaovana izay hisian' ny firindrana, ny fiezahana sy fanaovana izay tsy hahitana korontana; fikarakarana mba ho amin' ny toerany avy ny zavatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4See lahatra, andalana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5organisation; arrangement, ordre, disposition. [1.13]
Ohatra  6 Toy izao ny lamina arahina hanatsara ny karazan' asa misy eto an-tanananay; [2.445]
7 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  29 lamina, 30 malany, 31 malìna, malina, 32 manaly, 33 manila, manilà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03