|
|
|
|

Teny iditra1 lamboniva
Singan-teny  2lambo, 3iva
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5ilay karazana madinika kokoa noho ny lambonava any ambany.
6Potamochoerus madagascariensis, Potamochoerus africanus, Gray.
7Ny ala ambany toerana manodidina an' Imarina no be azy, somary fotsy kokoa ny volon' ny vombony sady tsy vaventy loatra izy.
8Ny ankabeazan' ny lamboniva dia mitovy amin' ny kisoa gasy ny habeny; lava ny vavany; lava koa ny vanginy amin' ireo efa lehibe.. [1.10#L125]
Fanazavàna teny anglisy  9wild hog inhabiting the lower coast regions, Potamochoerus madagascariensis, or Potamochoerus africanus, Gray.. [1.2]
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12