Teny iditra | lambondriaka | |
Singan-teny | lambo ; riaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A sea hog, a porpoise [1.2] | |
Fanazavàna teny malagasy | Dauphin [2.356] | |
Ohatra | Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe.
[2.356] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tovy hevitra | lambondrano | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15 |