|
|
|
|

Teny iditra1 lamban-databatra
Singan-teny  2lamba, 3latabatra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5[latabatra, a table] a table-cloth. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6nappe de table. [1.13]
Ohatra  7 Nibolisatra aho, ary angamba ho potraka mihitsy raha tsy nahavoaray ny lambandatabatra. [2.332#]
Voambolana  8 Toe-karena: ao an-trano

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12